Ny tsara ho fantatra
Ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy (FMBM) dia fikambanana mampiombona ny fikambanana kristianina rehetra mba hampiely ny Soratra Masina eto Madagasikara. noho izany dia manohana ny fiangonana sy ny misionera izahay amin’ny fanomezana fitaovana ara-baiboly.
Ny Irakay
We are focused on 4 points;
- Translating the Holy Scriptures in the language people can understand
- Producing the Holy Scriptures in appropriate formats needed
- Making the Bible affordable for people
- Encourage and support the Bible advocacy and Bible engagement
Ny fomba fijerinay
“Madagascar filled with the knowledge of Christ through the Holy Scriptures”.
Ny soatoavinay
Serving together and giving the best with love, conviction, and integrity.
Te ho mpikambana
Ny fanohananao, na amin’ny alalan’ny fidirana ho mpikambana na amin’ny fanomezana, dia misy fiantraikany maharitra sy manova fiainana ho an’ny maro eto Madagasikara. Miaraka isika mba hanohizana ny fitondràna fiovana lalina eto amin’ny firenentsika amin’ny alalan’ny fizarana ny Tenin’Andriamanitra sy ny fampielezana ny hafatry ny finoana, ny fanantenana, ary ny fitiavana. Mitondra fiantraikany mivantana amin’ny fanatanterahina izany iraka izany ny fanohananao.
Tanteraka izany asa izany vokatry ny fanolorantenan’ny mpikambana sy ireo olona manana fo amin’ny fanohanana mba hampandrosoana ny asan’ny Tompo.
Rehefa tonga mpikambana ao amin’ny Fikambanana Baiboly Malagasy ianao, dia mandray anjara lehibe amin’ny fanomezana antoka ny hahafahan’ny olona rehetra eto Madagasikara misitraka Baiboly. Izany fanohananao izany dia hery lehibe hamitana ireo antom-pisian’ny FMBM, izay ahitana ny: Fandikana Baiboly, Fizarana sy fampielezana ary fifandraisana ara-Baiboly.
Ireo Sampana
Foibe Ampasampito – IIE21A ter Immeuble ECE 1 ère étage
+261 32 07 251 35
+261 33 11 251 35
+261 34 22 263 84
+261 33 11 662 24
Ambavahadimangatsiaka, BP 362 110 Antsirabe MADAGASIKARA
+261 32 63 860 33
Làlana Abattoir Franco-Malagasy, B.P 90A Sambava MADAGASIKARA
+261 33 11 166 45
Ambalapaiso Ambony, Lot E 023/3702 Fianarantsoa MADAGASIKARA
Analakely – Tohatohabato Antaninarenina
+261 33 31 251 35
Immeuble IFANOMEZANTSOA
+261 32 95 232 26
Toliara Centre MADAGASIKARA
Ny tantara
Ny 19 Martsa 1830, dia vita printy teto Madagasikara ny Testamenta Vaovao. Dimy taona taorian’izay, ny 21 Jona 1835, dia vita printy ny Baiboly Malagasy manontolo voalohany. I Madagasikara no iray amin’ireo firenena voalohany taty Afrika manana ny dikantenin’ny Baiboly feno amin’ny tenindrazany.
1830
Testameta Vaovao
1835
Baiboly feno
1972
Midira ho mpikambana ato amin’ny Fikambanana Mampiely Baiboly Eran-Tany
2023
TOMPON-DAKAN’NY DISTRIKA
Mifandraisa aminay
Manana fanontaniana ve ianao, na hevitra na te hifandray aminay fotsiny? Aza misalasala mifandray amin’ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy! Omenay lanja izay rehetra domberiva avy aminao ary vonona ny hihaino anao izahay.