1Pet 1.25

…ny nofo rehetra dia tahaka ny ahitra, ary izay mety ho voninahiny dia tahaka ny vonin’ny ahitra. Malazo ny ahitra ka mihintsana ny voniny; fa ny tenin’ny Tompo no maharitra [...]

…ny nofo rehetra dia tahaka ny ahitra,
ary izay mety ho voninahiny dia tahaka ny vonin’ny ahitra.
Malazo ny ahitra ka mihintsana ny voniny;
fa ny tenin’ny Tompo no maharitra mandrakizay
 

× How can we help you?